| Entry | 1 akanjobe | 
| Elementary words | 2 akanjo, 3 be | 
| Part of speech | 4 noun | 
| Explanations in Malagasy | 5   akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo [Taifasy]
 [1.78] 6 akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [Betsimisaraka] [1.78] 7 [akanjo be] akanjo lava matevina mahafana [1.1] | 
| Explanations in English | 8   [akanjo be]
 An overcoat. [1.2] | 
| Explanations in French | 9   un pardessus [1.3] | 
| Examples | 10   Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
[2.471] | 
| Morphology | 
 | 
| Vocabulary | 12 Economy: clothing | 
| Updated on 2025/09/12 |   |